Mahaleo все тексты (слова) песен, переводы, видео, клипы
Hay hayHay, hay, hay, hay, hay, hay
Izao vao tsapanao tokoa
Fa mafy ny fiainana
Hay, hay, hay, hay, hay mafaitra
Ny mikaroka ny soa
Rehefa tsisy ny hitarainana
KurdeTitre de la chanson : Kurde
Nom de l'artiste : Mahaleo
Rehefa akaiky ny maraina
Ho foana ireo taraina
Niray ny zanak'olombelona
Hiaraka hifamelona
Na havoana, lohasaha tsy hisy ny didy jadona
Rehefa Maty Ahoraha ho avy ralala ny taona hodiako
aho ambanin'ny tany tsindrian-drangolahy
ka ho vato no solo kidoro hatoriako
de izao no mba zavatra ataovinao ahy
voleo voninkazo eo an-dohan'ny fasako
fotsy sy mavo ary manga sy mena
ka avelao haniry eo mandra-pifohako
mba hanofisako lay fanekena